Teny iditra |
vazaha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo olona avy any Eoraopa:
Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A foreigner, esp. a European [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche [1.3]
|
| étranger, surtout européen [1.8]
|
| Nom générique des étrangers, surtout [...] [tohiny 1.5]
|
Ohatra |
1 | Hitanareo ireo Vazaha, Sinoa, Karana
[2.332]
|
2 | Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny
[2.445]
|
3 | Manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola
[2.471]
|
4 | Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray
[2.643]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
vazaha,
vazahako,
vazahanao,
vazahany,
vazahantsika,
vazahanay,
vazahanareo,
vazahan',
vazahan-,
vazaham- |
Tovonana : |
-bazaha,
-bazahako,
-bazahanao,
-bazahany,
-bazahantsika,
-bazahanay,
-bazahanareo,
-bazahan',
-bazahan-,
-bazaham- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
vazaha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone). Aristea kitchingii Baker (Iridaceae).
Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc.
Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ».
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Aristea kitchingii |
|