|
|
|
|

Teny iditra1  voangilombazaha
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: anana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana hafa ilazana ny voatabiha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de voangilo et vazaha : étranger). Nom de la tomate, Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae) ; surtout pour les formes cultivées à gros fruits, sans côtes, d'origine européenne. [Betsileo] [1.196]
Tovy hevitra  6  voatabiha
Singan-teny  7  voangilo, vazaha
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07