|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voangilo (ngilo)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  3  rendu noir et luisant [1.3#452]

Teny iditra (2/3)4  voangilo
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  7  (de voa : fruit ; et hilo : ce qui est brillant, comme la peau bien huilée). Nom d'un solanum spontané (Solanaceae) d'après Descheemaeker. [Tanala] [1.196]

Teny iditra (3/3)8  voangilo
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  (de voa : fruit ; et hilo : ce qui est brillant, comme la peau bien huilée). Devenu l'un des noms de la Tomate, Lycopersicon esculentum Mill. ( Solanaceae). Surtout pour les variétés à petits fruits, souvent subspontanés. [Betsileo] [1.196]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20