Teny iditra hangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Voahangy, ravaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Perles [1.19]
 Nom qu'on donne aux perles de corail [1.196]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Teny iditra hangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (dans toute l'île, mais surtout usité chez les Betsimisaraka sous cette forme) Nom général des citrus (Rutaceae) et principalement de Citrus aurantiifolia (Christm.) Swingle, l'oranger. Le fruit s'appelle voahangy c'est-à-dire « fruit du hangy ». Dans l'ensemble de l'île, c'est l'oranger lui-même que l'on appelle voahangy. [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantiifolia
Voambolana 

Teny iditra hangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom donné à une herbe odorante (probablement comme hangihangy ) [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantiifolia
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19