Teny iditra ilijavona (ilika, zavona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The name of a small bead [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une petite perle [1.3]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19