Teny iditra (1/2) | 1 lobaloba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra |
Fototeny | 4 loba |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 loba |
Teny iditra (2/2) | 8 lobaloba |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] karazana voahangy |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] nom d'une perle |
Voambolana |
12 Zavakanto |
Fivaditsoratra | 13 bolabola, lobaloba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |