Teny iditra fierenana (erina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay aniara efa azo na nomena ny tena: Fierenam-pitia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de demander davantage [1.3, 1.5]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Anaran-toerana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra fierenana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bakana [3.1]
Fanazavàna teny frantsay La perle fierenana, « action de demander toujours plus », est; comme son nom l'indique, une perle de voeu, offerte aux ancêtres pour demander telle ou telle richesse. Les deux exemplaires recueillis sont tous deux en forme de tonnelets à fond noir, décorés de feuillages déployés de part et d'autre d'une ligne médiane, jaunes, roux et blancs. Comme la fenomanana, la fierenana sert à accroître la prospérité. Passée sous silence par nos auteurs, elle est cependant très connue aujourd'hui, et couramment achetée au zoma, où ses feuillages stylisés la font facilement reconnaître. [2.570]
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy
Teny nalaina 

Teny iditra Fierenana (fierenana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra aty amin' ny faritany Fierenana Moramanga io Antananarivo lazaina eto io. [2.245]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.85, 46.8166667
-20.1666667, 46.6666667
-19.7166667, 46.9833333
-19.55, 48.1666667
-18.5333333, 45.8333333
-18.4833333, 47.8833333
-18.2166667, 48.5
Haianarantany fierenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19