Teny iditra vakamaivana (vakana, maivana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A kind of red beads [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Graines rouges, perles rouges [1.3]
 (de vakana : perles, grains de collier ; et maivana : léger ; qui ne prête pas à conséquence). Nom des graines décoratives employées à faire des colliers à bon marché ; comme vakana. [1.196]
Voambolana 
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19