Teny iditra atodiosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazam-bakana ambony karazana [1.78]
 Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kind of bead. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Perle fausse, blanche à raies bleues [1.3]
 [ atodinosy ] [2.570]
Ohatra Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69]
Tovy hevitra atodinosy
Teny fotony atody, osy
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19