Teny iditra vakantainjaza (vakana, tay, zaza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A kind of yellow beads [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Perles d'un jaune sale [1.3]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19