Teny iditra hange
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Vakana mena lavalava [1.1]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19