Teny iditra tafita (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tonga erỳ an-dafin-drano, erỳ an-dafinkady
Tody amin' izay nokendrena: Azo lazaina fa tafita daholo ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a passé l'eau, qui a franchi, qu'on a fait passer au-delà : Tafita izahay (Nous avons passé l'eau) ~ Tsy mbola tafita ny entana (Les paquets n'ont pas encore été passés) [1.3]
Ohatra 
1ka hianao irery ho tafita eto! [2.69]
2efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby [2.470]
3tsy mbola tafitako ny entana (je n'ai pas encore passé les paquets (de l'autre côté de l'eau) [1.107]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tafita, tafitako, tafitanao, tafitany, tafitantsika, tafitanay, tafitanareo, tafitan', tafitan-, tafitam-
Ny lasa : tafita, tafitako, tafitanao, tafitany, tafitantsika, tafitanay, tafitanareo, tafitan', tafitan-, tafitam-
Ny hoavy : ho tafita, ho tafitako, ho tafitanao, ho tafitany, ho tafitantsika, ho tafitanay, ho tafitanareo, ho tafitan', ho tafitan-, ho tafitam-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tafita
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bakana [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Tafita, « qui a passé l'eau, qui est passé au-delà », sert parfois de nom à la perle « pleine lune », fenomanana, mais la vraie tafita n'est jamais appelée fenomanana. Très belle perle cylindrique allongée ou oblongue, en pâte de verre translucide d'un bleu profond, elle est ornée à ses deux extrémités de bandes dorées autour des trous d'enfilage ; entre les deux se déroule un décor à feuillages stylisés, blancs et bleutés portant des fleurs roses en relief. Aux deux exemplaires répondant à cette description, la collection ajoute un gros fragment de tafita ancienne, cassée vers le milieu. En pâte de verre opaque, avec marques d'usure, cette demi-perle présente un décor de volutes émaillées à la poudre d'or, entre lesquelles sont finement dessinées des fleurs à pétales stylisés blancs et roses à coeur vert. ... Seul Pages signale la tafita : « perle blanche », dit-il, « de forme oblongue, sur laquelle sont inscrits en forme de spires deux traits dont l'un est de couleur rose et l'autre en forme de torsade de couleur blanche et bleue. [2.570]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19