Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fively, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A drum [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tambour [1.8, 1.13]
 Tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse
Au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit [1.196]
Ohatra Fa ny taha iriko homenao ahy dia amponga. [2.588]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Bibin-tsaonjo [1.78]
Voambolana 

Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes. Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches. [1.196]
Anarana siantifika Nepenthes madagascariensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/01