Index

Proverbes : totozy

Proverbe 1Aza manao fisoro-totozy : voa vao mihilana. [2.415 #6214]
Aza manao fisoro-totozy : voa vao mitsipika. [2.165 #1138, 2.653 #442, 2.415]
Traduction françaiseNe faites pas comme la souris qui veut s' esquiver, et qui est prise avant d' avoir sauté. [2.415 #6214]
Ne vous garez pas comme une souris: elle est frappée avant de se sauver. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait du manque de prévoyance. [2.415 #6214]

Proverbe 2Aza mitsoitsoy, toy ny totozy kely len-drano. [2.653 #678]
Aza mitsoitsoy toy ny totozy len-drano. [2.165 #968]
Mitsoitsoy hoatry ny totozy len-drano. [2.415 #1666]
Mitsoitsoy ohatra ny totozy len-drano. [1.3]
Traduction françaiseIl est trempé comme une souris complètement mouillée. [1.3]
Ne soyez pas tout penaud (ou tremblant) comme une souris trempée. [2.165]
Trempé comme une souris complètement mouillée. [2.415 #1666]
Interprétation françaiseSe disait des sens qui ont l' air malheureux. [2.415 #1666]

Proverbe 3Aza ny firongarongan’ ny voalavo no heverina, fa ny fahakeli-antitry ny totozy. [2.653 #691]
Tsy ny firongarongan’ ny voalavo no jerena ; fa ny fahakely antitry ny totozy no mba jereo. [2.653 #3564]

Proverbe 4Hianao voalavo mamono ny vary, izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.558 #1331]
Hianao voalavo mamono vary ; izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.415 #4346, 2.653 #1067]
Traduction françaiseVous êtes le rat qui détruit les touffes de riz, et moi je suis la souris qui ramasse les grains tombés. [2.415 #4346]
Interprétation françaiseSe disait des grands et petits unis pour détrousser les gens ; se disait aussi des ménages de voleurs. [2.415 #4346]

Proverbe 5Kofon' ny nataony ohatra ny totozy misangy an-davenona. [2.558]

Proverbe 6Mahasadaika itony manavy : mipetraka dia totozy, manidina dia vorona. [2.558 #1862]
Mahasadaika toy ny manavy: manidina, dia vorona; mipetraka, dia totozy. [2.165 #1011]
Traduction françaiseRendre perplexe comme une chauve-souris: quand elle vole, c' est un oiseau; quand elle est posée, c' est une souris. [2.165]

Proverbe 7Manjohijohy miditra tsy misy mpanao mandrosoa, toy ny totozy kely miditra an-davaka. [2.415 #4048]
Manjohizohy miditra tsy misy mpanao mandrosoa, toy ny totozy kely miditra an-davaka. [2.653 #1623, 2.558]
Traduction françaiseEntrer dans une maison à petits pas pressés en baissant la tête sans trouver quelqu' un qui vous dise : entrez, c' est faire comme la souris qui entre dans le trou. [2.415 #4048]

Proverbe 8Miisa roa toa ramanavy : manidina vorona, mipetraka totozy. [2.558 #2330]
Misa roa hoatry ny manavy : manidina, vorona ; mipetraka, totozy. [2.415 #5011]
Misa roa, toa manavy: manidina, vorona; mipetraka, totozy. [2.653 #1824]
Traduction françaiseSe faire passer pour deux choses à la fois, comme la chauve-souris : quand elle vole, c' est un oiseau ; quand elle se pose, c' est une souris. [2.415 #5011]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui jouent double jeu, et de ceux qui prennent deux parts dans une distribution. [2.415 #5011]

Proverbe 9Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.974 #428, 2.653]
Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, tsy iray raharaha. [2.415 #400]
Totozy sy voalavo: iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.165 #310]
Voalavo sy totozy : iray volo fa samy hafa raharaha. [2.558 #4980]
Traduction françaiseC' est comme les rats et les souris : ils ont même couleur, mais ils n' ont pas mêmes moeurs. [2.415]
Les souris et les rats: ils sont de même couleur, mais ne travaillent pas ensemble. [2.165 #310]
Rat et souris : même apparence, métiers différents. [2.974 #428]
Interprétation françaiseTous, soldats et civils, doivent servir le souverain, mais chacun le sert à sa manière ; se disait de la division du travail. [2.415 #400]

Proverbe 10Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina, ka tafahoan-tsamy famantsiny. [2.558 #288]
Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : tafa-haon-tsamy gaginy. [2.653 #3161]
Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : tafahaon-tsamy gaiginy. [2.415 #2117]
Traduction françaiseSouris qui a de grosses dents et rat teigneux : deux imbéciles se rencontrent. [2.415 #2117]

Proverbe 11Totozy latsaka amy ny hero-dronono: maty, tsara fonosana; velona, fotsy volom-bava sady tsara lamba hitafy. [2.653 #3162]
Totozy latsaka amin' ny hero-dronono : maty tsara fonosana, velona fotsy volombava, sady tsara lamba fitafy. [2.558]
Totozy latsaka amin' ny hero-dronono : maty, tsara fonosana ; velona, fotsy volombava sady tsara lamba hitafy. [2.415 #1588]
Traduction françaiseSouris qui tombe dans la crème du lait : morte elle est bien enveloppée ; vivante elle a la moustache blanche et le lamba qui la couvre est bien beau. [2.415 #1588]
Interprétation françaiseSe disait des parures des jeunes filles courtisées. [2.415 #1588]

Proverbe 12Totozy mandalo ny saka ; sasatry ny miaina. [2.415 #6326]
Traduction françaiseSouris qui passe devant le chat ; elle est fatiguée de vivre. [2.415 #6326]

Proverbe 13Totozy nangala--dronono : tsy voky fa lendem-bolo. [2.558 #272, 2.653]

Proverbe 14Totozy sy voalavo, ka tsy izay lehibe no zokiny, fa samy manana ny taonany ihany. [2.558 #273]
Voalavo sy totozy : tsy ny lehibe no zokiny ary tsy ny kely no zandriny, fa samy manana ny vahany. [2.558]

Proverbe 15Tsy ny firongarongan' ny voalavo fa ny faha-kely antitry ny totozy. [2.558]

Index