Entrée |
manavy
(avy)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1]
|
Explications en anglais | To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2]
|
| slightly ill [1.7]
|
Explications en français | être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty.
[2.59]
|
2 | Manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany?
[2.643]
|
|
|
Entrée |
mañavy
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
tezitra [1.78]
|
| [Tanala]
tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [1.78]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
manavy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
|
| [Tambahoaka]
ramanavy [1.78]
|
Explications en anglais | a small bat [1.7]
|
Explications en français | chauve-souris [1.54, 1.8]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Analogues |
fanihy |
Proverbes |
Articles |
|