Teny iditra |
fanihy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Ramanavy [1.78]
|
| [Tanala]
Angoavy raikitra, ramanavy, kananavy [1.78]
|
| Karazam-biby fianakavian' ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jereo manavibe) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
[Mod. s. from manihy (hihy).] A bat. Probably a species of Pteropus (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Roussette [1.54]
|
| Rousette (Pteropus rufus) [4.22]
|
| Grande chauve-souris (Eidolon dupreanum) [4.22]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Eidolon dupreanum, Pteropus rufus |
Mpanahaka |
manavy |
Sary |
|
|
Teny iditra |
fanihy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
A bird [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fanihy
(hihy)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manihy, manala hodi-manify Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa voasana [1.1]
|
|