Teny iditra | hihy | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Nify [1.78] | |||||||||||||||||||||
Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The gums [1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Les gencives [1.8] | |||||||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||||||||||||||
Tovy hevitra | hihi-nify | |||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Teny iditra | hihy | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Teny iditra | hihy | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Sohika [1.78] | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |