Teny iditra ahihy (hihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mihihy, mikiky, mikaoka: Itỳ vy kely itỳ ahihy ny mangahazo raha tsy misy antsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahihy, ahihiko, ahihinao, ahihiny, ahihintsika, ahihinay, ahihinareo, ahihin', ahihin-, ahihim-
Ny lasa : nahihy, nahihiko, nahihinao, nahihiny, nahihintsika, nahihinay, nahihinareo, nahihin', nahihin-, nahihim-
Ny hoavy : hahihy, hahihiko, hahihinao, hahihiny, hahihintsika, hahihinay, hahihinareo, hahihin', hahihin-, hahihim-
Filaza mandidy : ahihiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19