Entrée mihilana (hilana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
¶ Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [1.1]
Morphologie 
mihilana
nihilana
hihilana
mihina
Exemples Mihilana ny masoandro. [2.470]
Proverbes 

Entrée mihilàna (hilana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihilana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes mahaliñy, manilahy, maniliha, mihalany, mihalina

Mis à jour le 2023/01/20