Teny iditra |
fonosana
(fono)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A wrapper, a cover for a book, etc. [1.2]
|
| A package, a bale [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Paquet, balle [1.8]
|
| Enrobage [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra.
[2.643]
|
2 | Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay.
[1.369]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|