Entrée |
vorona
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a bird, esp. waterfowl [Hallanger 1973]
|
Traduction française | oiseau [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [Fox: Hainteny, numéro 89]
|
Citations |
Toponymie |
|
|