Teny iditra |
mitafy
(tafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To dress; to wear the Lamba. [1.2]
|
| To dress, to wear clothes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se vêtir, porter tel vêtement [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitafy |
Ny lasa : |
nitafy |
Ny hoavy : |
hitafy |
Filaza mandidy : |
mitafia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|