Teny iditra | misangy (sangy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fool around; to tease [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Badiner; taquiner [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | misangisangy | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misangy io | ||||||||
Fivaditsoratra | misangy, misinga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |