Entrée |
mandalo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) |
Vocabulaire |
|
Entrée |
mandalo
(lalo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana ¶ Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa ¶ Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
to pass by |
Morphologie |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|