Teny iditra |
mandika
(dika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle [1.2]
|
| To go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny mandika tongotr' olona mitsotra.
[1.437]
|
2 | Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandika |
Ny lasa : |
nandika |
Ny hoavy : |
handika |
Filaza mandidy : |
mandikà |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandikà
(dika)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandika
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|