|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  dia [Taimoro, Taisaka] [1.78]
9  Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  longueur d'un pas [Taisaka] [1.82]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  dika
Sokajin-teny  15  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
16  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17  dingana [Taimoro, Taisaka] [1.78]
18  lasa [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  19  See dingina, vikina, vokina [1.2]
20  crossed over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21  parti, passé [Taisaka] [1.82]
22  dont on s'est écarté [1.8]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
Tovy hevitra  26  dingina, vikina, vokina
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)29  dika
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  faditra [Sihanaka] [1.78]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  33  dika, kida

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18