Teny iditra miaina (aina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
 To breathe; to live [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
Se retirer, se dilater
Fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
 Respirer; vivre [1.8]
Ohatra 
1tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
2Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miaina, miam-, mian-
Ny lasa : niaina, niam-, nian-
Ny hoavy : hiaina, hiam-, hian-
Filaza mandidy : miainà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra miainà (aina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20