Fizahan-teny

Ohabolana : nofo

Ohabolana 1Hianareo no trafo nasondrotry ny nofo sy vato nasondrotry ny tany. [2.558 #1337]

Ohabolana 2Kibon' omby ririnina : izay ho nofo tsy iantohana fa raha vita ny taona dia zara. [2.558 #112, 2.653 #1268]

Ohabolana 3Modia nofo, modia sandry. [2.415 #4152]
Dikanteny frantsayQue la nourriture vous profite, qu' elle devienne en vous chair et bras. [2.415 #4152]
Fanazavana frantsaySouhait fait à un hôte. [2.415 #4152]

Ohabolana 4Na vory nofo aza ny sandry, ny kamo ve mba harisika? [2.558 #2778]

Ohabolana 5Tain' omby an-tany mena : raha tsy miomba nofo tsy miala. [2.558 #3996, 2.653 #2975]
Tain' omby an-tany mena: raha tsy miombona afo, tsy miala. [2.165 #284]
Tain' omby an-tany mena : raha tsy miombon' afo tsy omena. [2.558 #3995]
Dikanteny frantsayDe la bouse de vache sur de la terre rouge: si on ne les met ensemble dans le feu, elles ne se séparent pas. [2.165]

Fizahan-teny