Entrée |
fahavalo
(valo)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [1.1]
|
Explications en français | huitième [1.3]
|
Exemples | ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany
[1.38]
|
|
Entrée |
fahavalo
(valo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | huit brasses [1.3]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
fahavalo
(valo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo ¶ Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
[1.1]
|
Explications en anglais | an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [1.2]
|
Explications en français | ennemi.
On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent
causer la mort de la mère [1.3]
|
Exemples | Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe.
[2.324]
|
Citations |
|