Teny iditra |
hanina
(hana)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2]
|
| To be eaten; cf. hìnana; [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on mange [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande)
[1.3]
|
2 | Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela)
[1.3]
|
3 | Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody;
[2.48]
|
4 | Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra.
[2.332]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
hanina,
haniko,
haninao,
haniny,
hanintsika,
haninay,
haninareo,
hanin',
hanin-,
hanim-,
hani- |
Ny lasa : |
nohanina,
nohaniko,
nohaninao,
nohaniny,
nohanintsika,
nohaninay,
nohaninareo,
nohanin',
nohanin-,
nohanim-,
nohani- |
Ny hoavy : |
hohanina,
hohaniko,
hohaninao,
hohaniny,
hohanintsika,
hohaninay,
hohaninareo,
hohanin',
hohanin-,
hohanim-,
hohani- |
Filaza mandidy : |
hano |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
hanina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary Lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Food, victuals, viands, nourishment [1.2]
|
| Food, nourishment [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nourriture, vivres [1.3, 1.8]
|
| Aliments [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture)
[1.3]
|
2 | Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète)
[1.3]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
otrikanina |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
hanina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Longing, eager desire, affection; regret. [1.2]
|
| Longing, regret [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3]
|
| Regret causé par l'éloignement [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
hañina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
rivotra
[1.78]
|
Voambolana |
|