Teny iditra tsakotsako (tsako)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ary bevohoka tia tsakotsako, ka ny andro iray no tsy afaka. [2.587]
2Indroa Zoma nisy fahatairana teo an-tsena, fa nandre tsakotsako ny olona hoe: miamboho, hono, Ranavalona! [1.437]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra tsakotsako (tsako)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] katsaka [1.78]
  [Tambahoaka] empemba [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (duplicatif de tsako). Zea mays L. (Poaceae). Le maïs cultivé en grand, pour l'alimentation humaine comme espèce fourragère. [1.196]
  [Sakalava-Mayotte] Maïs [1.405]
Anarana siantifika Zea mays
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/07