Teny iditra mamy hanina an-tanana
Singan-teny mamy ; hanina ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona. [1.2]
Tovy hevitra mamy fo velona
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17