Teny iditra | hanina amam-bolony | |
Singan-teny | hanina ; amana ; volo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Raisina an-tendrony, izany hoe tsy fakafakaina sy dinihina na tsara na ratsy alohan' ny handraisana azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |