Teny iditra izay tsy milalao sain-kanina
Singan-teny izay ; tsy ; milalao ; saina ; hanina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20