|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  izay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] who, whom, which, that
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui, que, à qui, à quoi
Kamban-teny 
Lohateny  35  Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3)37  izay
Sokajin-teny  38  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  39  [1.7] now
Fanazavàna teny frantsay  40  [1.8] maintenant
Mpanahaka  41  izay tratra
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)44  izay
Sokajin-teny  45  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  46  [1.7] exclamation of approval; that's it !
Fanazavàna teny frantsay  47  [1.8] c'est bien cela !

Fivaditsoratra  48  aizy, izay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21