Teny iditra |
fanasana
(asa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
|
| Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A feast, a banquet [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Festin, banquet; invitation [1.8]
|
Ohatra | Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany.
[1.381]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fanasana
(sasa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
|
| Washing clothes, washing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de laver, instrument pour laver, [...] [tohiny 1.5]
|
| La lessive, action de laver le linge [1.8]
|
Ohatra | Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba.
[2.356]
|
Kamban-teny |
|
|