Teny iditra tsio-kanina
Singan-teny tsioka ; hanina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampibohibohy kibo (ilazana indrindra ny vantotr' akoho kely izay mibontsin' ny rivotra ny hodiny amin' ny faritra sasantsasan' ny tenany) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18