Teny iditra | tsioka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Souffle. 1.13] | [||||||||||||
Ohatra | tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano...
[2.583] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | akotsy, kaitso, kitsao, satoky, sôkita, tosika, tsakoy, Tsikoa, tsioka, tsokia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |