|
|
|
|

Teny iditra1  antsioka (tsioka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  avy amin' ny toerana iavian' ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra [1.1#995]
Fanazavàna teny anglisy  4  Distant, far off. See andakira [1.2]

Fivaditsoratra  5  anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18