Teny iditra odiambavafo (ody, any, vava, fo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sakafo maivana vao maraina
Mitovy hevitra: odilolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ody am-bavafo ] Food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du horovy. [1.196]
Ohatra Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba. [2.470]
Voambolana 
Tovy hevitra odilolo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31