|
|
|
|

Teny iditra1  hano (hana)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hanina
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  3  hano ny varinao [1.1]
4  Mifohaza, hano ny varinao e! [2.643]
5  Sokafy ny vavanao, ka hano izay omeko anao. [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny hano io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  9  hano, hona, naho

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11