Teny iditra saro-kanina
Singan-teny sarotra ; hanina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tanàna na toerana tsy misy sakafo loatra ka saro-tadiavina ny hanina ilaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Où les vivres sont chers [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19