Teny iditra hanimainty
Singan-teny hanina ; mainty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
Ohatra Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana. [1.436]
Tovy hevitra haninkotrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20