|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mavokely
Singan-teny  2 mavo, 3 kely
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Volon-dokon' ny vonim-paiso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 pink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rose [1.8]
Ohatra  8  Mena na mavokely mamirapiratra araka ny taratra azony ny lakan-drano lehibe sy kely; [2.470]
9  Ny akanjon' ny tovolaky dia bilaozy mavokely na somizy asiana sahondrany, na lobaka tsy mipasoka. [1.437#]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  108  Ny Loko

Teny iditra (2/4)109  mavokely
Singan-teny  110 mavo, 111 kely
Sokajin-teny  112  anarana
Fanazavàna teny malagasy  113 Anaran' akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  114 variété de bananier ; bananes petites, se fendillent, très bonnes. [Tankarana] [1.19]
115 Une variété de banane, Musa paradisiaca L. (Musaceae), à petits fruits, jaunes et finement ponctués de noir à maturité, de goût très fin. [Merina] [1.196]
Voambolana  116  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)118  mavokely
Singan-teny  119 mavo, 120 kely
Sokajin-teny  121  anarana
Fanazavàna teny frantsay  122 Pentopetia elastica Jum. & H.Perrier (Apocynaceae). Arbuste lianoïde fournissant un caoutchouc de bonne qualité. Son exploitation a été limitée par sa rareté à l'état spontané. Voir la revue Le caoutchouc et la gutta-percha, numéro du 15 septembre 1908. Boiteau, Les Caoutchoucs de Madagascar (1943) p. 49 et Pl XII. [Sakalava, Tankarana] [1.196]
Voambolana  123  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)125  mavokely
Singan-teny  126 mavo, 127 kely
Sokajin-teny  128  anarana
Fanazavàna teny frantsay  129 Selago muralis Benth. & Hook.f. (Scrophulariaceae). Petite plante croissant sur les vieux murs. On l'écrase au mortier et l'applique en emplâtre sur les coups et blessures. Vulnéraire. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  130  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14