Teny iditra (1/4) | 1 mavo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo? malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao, |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] any dull light color such as grey or tan |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] jaunâtre, gris brun, sale 6 [1.8] couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre |
Ohatra |
7 Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka. [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 165 Ohabolana misy io teny mavo io |
Tsanganana sy sary iray takila |
166 Ny Loko |
Teny iditra (2/4) | 167 mavo |
Sokajin-teny | 168 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
169 [1.1] mosary lehibe |
Fanazavàna teny frantsay |
170 [1.3] méprisé |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 175 mavo |
Sokajin-teny | 176 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
177 [1.3] terme honorifique donné à la souveraine |
Teny iditra (4/4) | 178 mavô |
Sokajin-teny | 179 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
180 [1.78] [Tambahoaka]
masiso |
Fivaditsoratra | 181 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |