Entrée maitso milenodenoka (maitso, lenodenoka)
Partie du discours locution
Mots élémentaires maitso, milenodenoka
Explications en français (de lenoka : tendre, charnu). Herbes potagères et légumes verts de belle venue, particulièrement tendres et charnus. Verdure de choix. [1.196]
Allégation Mot ou locution vu dans: loko
Vocabulaire 
Exemples 
1Toerana am-body hazo ala iray, nanirian' ahitra maitso milenodenoka, mitovy tantana sy mitovy endrika amin' ny manodidina rehetra. [2.472]
2izy ireo manahaka ny ahitra eny an-tsaha aman-java-maitso milenodenoka, tahaka ny ahitra ambony tafon-trano, tahaka ny vary mandavenona, maina alohan'ny fahamasahany. [2.996]

Mis à jour le 2023/01/01