Teny iditra fotsy manjopiaka (fotsy, jopiaka)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: loko
Ohatra Raha mbola nivavaka izy, dia niova toetra ny tarehiny sady tonga fotsy manjopiaka ny fitafiany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31