Teny iditra | hatrakatraka (hatraka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rehaka, rehareha, aniona. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Levity, dissipation, liveliness, pride. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fierté, arrogance, fanfaronnade [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | hatraka | ||||||||||||
Teny iditra | hatrakatraka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hamenana midorehitra, mivaivay. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rouge écarlate [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |