Entrée |
manga
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Sora-javatra na volon-doko fitambaran' ny maitso sy ny vony; volon-dokon' ny lanitra tsy misy rahona: Manga ny habakabaka [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | blue [Hallanger 1973]
|
Traduction française | bleu [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Tableaux et planches |
|
Exemples | Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
manga
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | ¶ Tsara, mahafinaritra: Manga ny dia ~ Manga feo izany raha mpihira ¶ Ambony, malaza: Tsara horaketina ny tantaran' ny olo-mangan' ny firenena [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | beautiful, excellent [Hallanger 1973]
|
Traduction française | beau, excellent [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
manga
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | [Sihanaka]
dia [Rakotosaona 1975]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
manga
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazan-kazo mamoa midoroboka misy voany maitso manopy vony rehefa masaka, izay mamy be mpankafy. Misy karazany maro ny manga:
manga lava: lavalava ny voany;
manga vato: tsy mba misy hozatrozatra ny voany;
manga vato voasary: manga vato miendri-boasary;
manga volomparasy: volomparasy ny volon' ny voany rehefa masaka;
manga vory: manga boribory kely mamy aoka izany;
manga eso: manga mamy avy any avaratra;
mangan' omby: manga vaventy be faroratra tsy dia manao ahoana ny tsirony [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | the mango tree; its fruit [Hallanger 1973]
|
Traduction française | le manguier; son fruit [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Citations |
Toponymie |
|
Illustrations |
|
|