Teny iditra diamanga
Singan-teny dia ; manga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] daka [1.78]
 Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Coup de pied. [1.19]
Ohatra 
1Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [2.720]
2Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [2.470]
3Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Ny Diamanga haiady Malagasy
Mpanahaka  ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05